FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+

      Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+

  • 1 Samoela 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nivavaka i Hana ka nilaza hoe:

      “Faly ny foko noho i Jehovah;+

      Asandratr’i Jehovah ny tandroko.*

      Misokatra be hamaly ny fahavaloko ny vavako,

      Satria faly aho noho ny asa famonjena nataonao.

  • Salamo 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+

      Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,

      Izy no ampingako sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka.+

  • Salamo 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,

      Koa iza no hatahorako?+

      I Jehovah no manda miaro ny aiko,+

      Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?

  • Isaia 61:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho faly be aho noho ny amin’i Jehovah,

      Ary hiravoravo aho noho ny amin’ilay Andriamanitro.+

      Efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo mantsy ny famonjena,+

      Ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo lava* ny fahamarinana,

      Ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha mitovy amin’ny an’ny mpisorona+ aho,

      Ary hoatran’ny ampakarina manao firavaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara