FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hahatonga loza amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho, araka ny teny rehetra ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+

  • Isaia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” Dia hoy izy:

      “Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony ao,

      Sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano,

      Ary ho simba sy tsy hisy mponina ilay tany,+

  • Jeremia 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Mba maneke hahitsy, ry Jerosalema ô, raha tsy izany dia ho tofoka aminao aho ka hiala aminao.+

      Hataoko lasa tany tsy misy mponina ianao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara