Deoteronomia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia handatsaka orana ara-potoana eo amin’ny taninareo izy,* dia oram-pararano* sy oran-dohataona.* Dia hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay vaovao ary ny menakareo ianareo.+ Zakaria 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana. Hamoa ny voaloboka, hamokatra ny tany,+ ary handrotsaka ando ny lanitra. Ary homeko ho lovan’izay sisa tavela amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany.+
14 dia handatsaka orana ara-potoana eo amin’ny taninareo izy,* dia oram-pararano* sy oran-dohataona.* Dia hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay vaovao ary ny menakareo ianareo.+
12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana. Hamoa ny voaloboka, hamokatra ny tany,+ ary handrotsaka ando ny lanitra. Ary homeko ho lovan’izay sisa tavela amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany.+