FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 11:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa samy naminany daholo na ny Mpaminany na ny Lalàna, mandra-pahatongan’i Jaona.+ 14 Na manaiky ianareo na tsia, dia izy ilay ‘Elia voalaza hoe ho avy.’+

  • Marka 9:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nanontanian’izy ireo i Jesosy hoe: “Fa maninona ny mpanora-dalàna no miteny hoe tsy maintsy ho avy aloha i Elia?”+ 12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ho avy tokoa aloha i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ Maninona anefa no voasoratra hoe tsy maintsy hijalijaly ny Zanak’olona+ ka hatao tsinontsinona?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara