FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Malakia 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Hirahiko ho any aminareo i Elia mpaminany,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+

  • Matio 17:10-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanontany azy anefa ny mpianany hoe: “Fa maninona ny mpanora-dalàna no miteny hoe tsy maintsy ho avy aloha i Elia?”+ 11 Dia namaly izy hoe: “Tena ho avy i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ 12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, saingy tsy fantatry ny olona izy dia nataony taminy izay rehetra tiany hanaovana azy.+ Hijalijaly hoatr’izany koa ny Zanak’olona, eo am-pelatanan’izy ireo.”+ 13 Dia takatry ny mpianatra fa i Jaona Mpanao Batisa no tiany horesahina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara