FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe:

      “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+

      Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+

  • Malakia 4:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Hirahiko ho any aminareo i Elia mpaminany,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+ 6 Ary hataony hoatran’ny fon’ny zanaka ny fon’ny ray,+ ary hataony hoatran’ny fon’ny ray ny fon’ny zanaka.* Amin’izay aho dia tsy ho avy hamely ny tany ka tsy handravarava azy.”*

  • Matio 11:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa samy naminany daholo na ny Mpaminany na ny Lalàna, mandra-pahatongan’i Jaona.+ 14 Na manaiky ianareo na tsia, dia izy ilay ‘Elia voalaza hoe ho avy.’+

  • Marka 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ho avy tokoa aloha i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ Maninona anefa no voasoratra hoe tsy maintsy hijalijaly ny Zanak’olona+ ka hatao tsinontsinona?+

  • Lioka 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Handeha eo alohany* koa izy sady hanana ny toe-tsaina* sy ny herin’i Elia,+ mba hamerenany ny fon’ny ray ho hoatran’ny fon’ny zanaka,+ ary mba hanampiany an’ireo tsy mankatò ho hendry amin’izay ataony hoatran’ny ataon’ny olo-marina. Amin’izay izy dia hanomana vahoaka ho an’i Jehovah.”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara