17 Handeha eo alohany koa izy sady hanana ny toe-tsaina sy ny herin’i Elia,+ mba hamerenany ny fon’ny ray ho hoatran’ny fon’ny zanaka,+ ary mba hanampiany an’ireo tsy mankatò ho hendry amin’izay ataony hoatran’ny ataon’ny olo-marina. Amin’izay izy dia hanomana vahoaka ho an’i Jehovah.”+