-
Malakia 4:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Hirahiko ho any aminareo i Elia mpaminany,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+ 6 Ary hataony hoatran’ny fon’ny zanaka ny fon’ny ray,+ ary hataony hoatran’ny fon’ny ray ny fon’ny zanaka.* Amin’izay aho dia tsy ho avy hamely ny tany ka tsy handravarava azy.”*
-