-
Matio 17:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nanontany azy anefa ny mpianany hoe: “Fa maninona ny mpanora-dalàna no miteny hoe tsy maintsy ho avy aloha i Elia?”+ 11 Dia namaly izy hoe: “Tena ho avy i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ 12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, saingy tsy fantatry ny olona izy dia nataony taminy izay rehetra tiany hanaovana azy.+ Hijalijaly hoatr’izany koa ny Zanak’olona, eo am-pelatanan’izy ireo.”+
-