Matio 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny Fariseo rehefa naheno an’izany: “I Belzeboba* lehiben’ny demonia ihany no ahavitany mamoaka demonia.”+ Marka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nilaza koa ny mpanora-dalàna nidina avy any Jerosalema hoe: “I Belzeboba* no ao amin’io, ary ny lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+ Lioka 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny olona sasany: “I Belzeboba* lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+ Jaona 8:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Dia hoy ny Jiosy: “Tsy marina ve ny teninay hoe Samaritanina+ ianao sady misy demonia?”+
24 Hoy ny Fariseo rehefa naheno an’izany: “I Belzeboba* lehiben’ny demonia ihany no ahavitany mamoaka demonia.”+
22 Nilaza koa ny mpanora-dalàna nidina avy any Jerosalema hoe: “I Belzeboba* no ao amin’io, ary ny lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+