-
Marka 4:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba an’ireo fanoharana+ ireo ny mpianatra sasany sy izy 12 Lahy. 11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no navela hahazo ny dikan’ny zava-miafina masina+ momba ny Fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny olon-kafa kosa, dia ataoko fanoharana daholo ny zava-drehetra ampianariko azy,+
-
-
Lioka 8:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary nanontany azy momba ny hevitr’ilay fanoharana ny mpianany.+ 10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny dikan’ny zava-miafina masina momba ny Fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana kosa no atao amin’ny olon-kafa,+ mba hijery izy fa tsy hahita, ary haheno fa tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henony.+
-