Marka 8:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+ 30 Norarany mafy izy ireo tamin’izay tsy hiresadresaka ny momba azy na amin’iza na amin’iza.+ Lioka 9:20, 21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Kristin’Andriamanitra.”+ 21 Koa nofeperany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza an’izany tamin’olona.+
29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+ 30 Norarany mafy izy ireo tamin’izay tsy hiresadresaka ny momba azy na amin’iza na amin’iza.+
20 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Kristin’Andriamanitra.”+ 21 Koa nofeperany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza an’izany tamin’olona.+