FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Norarany mafy ny mpianatra avy eo mba tsy hiteny na amin’iza na amin’iza hoe izy no Kristy.+

  • Marka 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tamin’izy ireo nidina an’ilay tendrombohitra, dia norarany mafy izy ireo tsy hitantara an’izay hitany na amin’iza na amin’iza,+ raha tsy efa mitsangana amin’ny maty ny Zanak’olona.+

  • Lioka 9:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nofeperany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza an’izany tamin’olona.+ 22 Hoy koa izy: “Tsy maintsy hampijalijalina ny Zanak’olona ka holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, dia hovonoina ho faty,+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara