15 Rehefa fantatr’i Jesosy izany, dia niala teo izy. Be dia be koa no nanaraka azy,+ ka nositraniny daholo. 16 Nandrara mafy azy ireo tsy hampahafantatra amin’olona ny momba azy anefa izy,+
29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+30 Norarany mafy izy ireo tamin’izay tsy hiresadresaka ny momba azy na amin’iza na amin’iza.+