-
Deoteronomia 18:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+
-
-
Asan’ny Apostoly 3:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Niteny tokoa mantsy i Mosesy hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo i Jehovah* Andriamanitrareo, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.+ Henoy izay rehetra lazainy aminareo.+ 23 Koa izay rehetra tsy mihaino an’izany Mpaminany izany, dia haringana tanteraka tsy ho eo amin’ny vahoaka.’+
-