FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 13:28-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Makà lesona avy amin’ity fanoharana momba ny aviavy ity: Raha vao mitsimoka ny rantsany ka manomboka misy raviny, dia fantatrareo fa efa akaiky ny fahavaratra.+ 29 Hoatr’izany koa fa rehefa hitanareo hoe miseho izany zavatra izany, dia fantaro fa efa akaiky izy, efa eo am-baravarana.+ 30 Lazaiko marina aminareo fa tsy ho tapitra mihitsy ity taranaka ity, mandra-pisehon’izany rehetra izany.+ 31 Ny lanitra sy ny tany ho levona,+ fa ny teniko tsy mba ho levona mihitsy.+

  • Lioka 21:29-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia nilaza fanoharana tamin’izy ireo izy hoe: “Diniho ny aviavy sy ny hazo hafa rehetra.+ 30 Rehefa hitanareo mitsimoka izy ireny, dia fantatrareo fa efa akaiky ny fahavaratra. 31 Hoatr’izany koa fa rehefa hitanareo hoe miseho izany zavatra izany, dia fantaro fa efa akaiky ny Fanjakan’Andriamanitra. 32 Lazaiko marina aminareo fa tsy ho tapitra mihitsy ity taranaka ity, mandra-pisehon’izany rehetra izany.+ 33 Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona mihitsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara