14 Roa andro sisa+ tamin’izay dia ho tonga ny Paska+ sy ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Ary nitady fomba hamitahana sy hisamborana azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, mba hamonoana azy ho faty.+ 2 Hoy anefa izy ireo: “Aleo tsy amin’ny fety, sao hisahotaka ny vahoaka.”