FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’izy niteny an’izany, dia nisy mpitantana ny synagoga nanatona ka niankohoka teo anatrehany, sady niteny hoe: “Efa maty angamba izay ny zanako vavy. Andao re ho any aminay e, dia ametraho tanana izy mba ho velona!”+

  • Lioka 8:41, 42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nanatona anefa ny lehilahy atao hoe Jairo, izay mpitantana ny synagoga, ka niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy, ary niangavy azy mba hankany an-tranony.+ 42 Efa ho faty mantsy ny zanany vavitokana, izay 12 taona teo ho eo.

      Koa nandeha i Jesosy, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara