Matio 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy ireo: “Misy milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ misy indray miteny hoe Elia,+ ary misy koa miteny hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.” Marka 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Misy koa anefa milaza hoe Elia,+ dia misy miteny hoe ny iray amin’ny mpaminany.”
14 Dia hoy ireo: “Misy milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ misy indray miteny hoe Elia,+ ary misy koa miteny hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.”
28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Misy koa anefa milaza hoe Elia,+ dia misy miteny hoe ny iray amin’ny mpaminany.”