FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa niditra tao an-tranon’i Petera i Jesosy, dia hitany nandamaka teo am-pandriana ny rafozambavin’i Petera+ fa nanavy.+ 15 Nokasihin’i Jesosy àry ny tanan’ilay ramatoa,+ dia afaka ny fanaviany. Dia niarina izy ka nikarakara sakafo ho an’i Jesosy.

  • Lioka 4:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Rehefa avy niala tao amin’ny synagoga izy, dia nankao an-tranon’i Simona. Nanavy be ny rafozambavin’i Simona, ka nangataka an’i Jesosy izy ireo mba hanampy azy.+ 39 Koa nitsangana teo akaikin’ilay ramatoa izy, ary noteneniny mafy ilay fanaviana dia afaka. Tonga dia niarina ilay ramatoa ary nikarakara sakafo ho an’ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara