-
Matio 17:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo? Mandra-pahoviana aho no tsy maintsy handefitra aminareo? Ento atỳ amiko izy.”
-