FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka napetrany teo ambonin’ireo ny akanjon’izy ireo ivelany, dia nitaingina teo i Jesosy.+ 8 Ny ankamaroan’ny vahoaka kosa namelatra ny akanjony ivelany teo amin’ny lalana.+ Nisy indray nanapaka sampan-kazo dia namelatra an’izany teo amin’ny lalana.

  • Jaona 12:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nahita zanak’ampondra i Jesosy ka nitaingenany,+ araka ny voasoratra hoe: 15 “Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy. Iny tonga iny ny mpanjakanao, mitaingina zanak’ampondra!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara