FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: “Ento miaraka aminareo ny mpanompoko. Ary ampitaingeno an’ilay ramoleko* i Solomona zanako,+ dia ento midina any Gihona.+ 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Tsofy ny anjombona avy eo, ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+

  • Isaia 62:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao no nolazain’i Jehovah hatrany amin’ny faran’ny tany:

      “Teneno i Ziona zanakavavy hoe:

      ‘Efa kely sisa dia hovonjena ianao.+

      Efa eny aminy ny valisoa homeny,

      Ary efa any aminy ny karama haloany.’”+

  • Zakaria 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mifalia, ry Ziona zanakavavy ô!

      Manaova horakora-pandresena, ry Jerosalema zanakavavy ô!

      Iny tonga atỳ aminao iny ny mpanjakanao.+

      Manao ny marina izy sady mamonjy.*

      Manetry tena+ izy ka mitaingina ampondra.

      Zanak’ampondra* no taingenany, dia zanaky ny ampondravavy.+

  • Matio 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Teneno i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny tonga atỳ aminao iny ny mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, dia zanak’ampondra, izay zanaky ny biby mpitondra entana.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara