FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+

  • 1 Samoela 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Samoela hoe: “Hitanareo tsara ve ilay nofidin’i Jehovah?+ Jereo fa tsy misy hoatr’azy amin’ny olona rehetra!” Koa nihorakoraka izy rehetra hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”

  • 2 Samoela 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nandefa mpitsikilo nanerana ny foko rehetra teo amin’ny Israely i Absaloma, ka nilaza tamin’izy ireo hoe: “Raha vao mandre feon’anjombona ianareo, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka ao Hebrona i Absaloma!’”+

  • 2 Mpanjaka 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia navoakan’i Joiada ilay zanaky ny mpanjaka,+ ka nataony teo ambony lohany ny satroboninahitra* sy ny Tenin’ny Vavolombelona.*+ Ary nataon’izy ireo mpanjaka izy dia nohosorany. Dia nitehaka izy ireo sady nilaza hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara