FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia nidina i Zadoka mpisorona, Natana mpaminany, Benaia+ zanak’i Joiada, ny Keretita, ary ny Peletita,+ ka nampitaingenin’izy ireo an’ilay ramolen’i Davida Mpanjaka i Solomona+ dia nentiny tany Gihona.+

  • 1 Mpanjaka 1:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Niakatra nanaraka azy ny olona rehetra avy eo sady nitsoka sodina ary faly be, ka hoatran’ny hitresaka mihitsy ny tany noho ny kotaban’izy ireo.+

  • Marka 11:7-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nentin’ireo tany amin’i Jesosy ilay zanak’ampondra,+ ka napetrak’izy ireo teo ambonin’ilay izy ny akanjon’izy ireo ivelany, dia nitaingina teo i Jesosy.+ 8 Be dia be koa ny olona namelatra ny akanjony ivelany teo amin’ny lalana, fa ny an’ny sasany indray rantsankazo nisy raviny avy notapahiny tany an-tsaha.+ 9 Ary izay nandeha teo alohany sy tao aorianany dia niantsoantso tsy an-kijanona hoe: “Mba vonjeo re izy e!+ Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!*+ 10 Hotahina anie ilay Fanjakana ho avy, izay an’i Davida razambenay!+ Mba vonjeo re izy, ry any amin’ny avo indrindra ô!” 11 Ary niditra tao Jerosalema izy, ka nankao amin’ny tempoly, dia nijerijery ny zava-drehetra. Nivoaka nankany Betania izy sy ny 12 Lahy avy eo, satria efa hariva ny andro.+

  • Jaona 12:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nahita zanak’ampondra i Jesosy ka nitaingenany,+ araka ny voasoratra hoe: 15 “Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy. Iny tonga iny ny mpanjakanao, mitaingina zanak’ampondra!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara