FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niaritra ny mafy izy ka ho afa-po amin’izay hitany.

      Efa mahalala zavatra betsaka ny mpanompoko,+ dia ilay olo-marina,

      Ka hanampy olona be dia be ho lasa olo-marina.+

      Hozakainy koa ny fahadisoan’izy ireo.+

  • Matio 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary iny fa nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy iray malemy teo am-pandriana. Rehefa hitan’i Jesosy fa nanam-pinoana izy ireo, dia hoy izy tamin’ilay malemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+

  • Lioka 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Rehefa hitan’i Jesosy fa nanam-pinoana izy ireo, dia hoy izy tamin’ilay lehilahy: “Voavela ny helokao.”+

  • Lioka 7:47, 48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Noho izany, dia lazaiko aminao fa voavela ny helony, na dia betsaka* aza,+ satria be fitiavana izy. Fa izay voavela tamin’ny kely, dia kely fitiavana.” 48 Dia hoy izy tamin’ilay vehivavy: “Voavela ny helokao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara