-
Matio 26:62, 63Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
62 Dia nitsangana ny mpisoronabe ka niteny taminy hoe: “Toa tsy mamaly akory ianao! Ahoana izany fiampangan’ireo olona ireo anao izany?”+ 63 Mbola tsy niteny ihany+ anefa i Jesosy, ka hoy ny mpisoronabe taminy: “Asaiko mianiana amin’ilay Andriamanitra velona ianao mba hilaza aminay raha ianao no Kristy Zanak’Andriamanitra!”+
-