FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:60-65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Dia nitsangana teo afovoany ny mpisoronabe ka nanontany an’i Jesosy hoe: “Toa tsy mamaly akory ianao? Ahoana izany fiampangan’ireo olona ireo anao izany?”+ 61 Mbola tsy niteny ihany anefa i Jesosy ary tsy namaly mihitsy.+ Ary nanontany azy indray ny mpisoronabe hoe: “Ianao ve no Kristy Zanak’Ilay Avo Indrindra?” 62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+ 63 Dia nandrovitra ny akanjony ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ 64 Henonareo ilay izy nanevateva an’Andriamanitra teo. Ahoana ny hevitrareo?” Dia nanameloka azy izy rehetra ka nilaza fa mendrika ny ho faty izy.+ 65 Ary nisy nandrora azy+ sy nanarona ny tarehiny, dia nanisy totohondry azy sady niteny hoe: “Maminania!” Dia namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara