FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Dia hoy aho: “Intỳ aho fa tonga!

      Voasoratra ao amin’ny horonam-boky ny momba ahy.+

  • Salamo 118:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  26 Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+

      Avy ao an-tranon’i Jehovah izahay no mitso-drano anareo.

  • Zakaria 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mifalia, ry Ziona zanakavavy ô!

      Manaova horakora-pandresena, ry Jerosalema zanakavavy ô!

      Iny tonga atỳ aminao iny ny mpanjakanao.+

      Manao ny marina izy sady mamonjy.*

      Manetry tena+ izy ka mitaingina ampondra.

      Zanak’ampondra* no taingenany, dia zanaky ny ampondravavy.+

  • Matio 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano satria mibebaka ianareo.+ Ilay ho avy ao aorianako anefa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara