FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:46, 47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia tonga ny reniny sy ny rahalahiny.+ Nijoro tao ivelany izy ireo fa te hiresaka taminy.+ 47 Nisy nilaza taminy àry hoe: “Mijoro ao ivelany ao ny reninao sy ny rahalahinao, fa te hiresaka aminao.”

  • Marka 3:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tamin’izay dia tonga ny reniny sy ny rahalahiny.+ Nijoro teo ivelany izy ireo ka naniraka olona hiantso azy.+ 32 Nisy vahoaka anefa nipetraka nanodidina azy, ka hoy izy ireo taminy: “Ao ivelany ao ny reninao sy ny rahalahinao, mitady anao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara