Matio 10:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+ Marka 6:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nandidy azy ireo koa izy mba tsy hitondra na inona na inona rehefa mandeha, afa-tsy tehina ihany, ka tsy hitondra mofo, na kitapom-batsy, na vola* ao anaty fehikibony,+ 9 nefa hanao kapa, ary tsy hanao akanjo roa.* Lioka 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa,+ ary aza miarahaba olona* eny an-dalana.
9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+
8 Nandidy azy ireo koa izy mba tsy hitondra na inona na inona rehefa mandeha, afa-tsy tehina ihany, ka tsy hitondra mofo, na kitapom-batsy, na vola* ao anaty fehikibony,+ 9 nefa hanao kapa, ary tsy hanao akanjo roa.*