FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Avy eo dia hiseho eny amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona. Dia hikapo-tratra noho ny alahelo ny foko rehetra eto an-tany.+ Ho hitan’izy ireo ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra ny Zanak’olona,+ sady ho avy amin-kery sy voninahitra lehibe.+

  • Marka 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia avy eo ho hitan’ny olona ho avy ao amin’ny rahona ny Zanak’olona,+ sady ho avy amin-kery lehibe sy voninahitra.+

  • Apokalypsy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara