FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara an’izao tontolo izao ny olona masina?+ Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy ho hainareo koa ve ny hitsara raharaha tena madinika?

  • Apokalypsy 2:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary izay mandresy sady manao ny asako hatramin’ny farany, dia homeko fahefana hitondra firenena.+ 27 Dia hiandry* an’ireo firenena amin’ny tehina vy+ izy, ka hopotipotehiny toy ny vilany tanimanga ireny. Homeko fahefana izy, hoatran’ny nahazoako fahefana tamin’ny Raiko.

  • Apokalypsy 3:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ fa izaho koa efa nandresy ka miara-mipetraka+ amin’ny Raiko eo amin’ny seza fiandrianany.

  • Apokalypsy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany.+ Tsy hanam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa.+ Ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy kosa izy ireo, ka hiara-manjaka aminy 1 000 taona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara