-
Jaona 20:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nitodika izy avy eo rehefa avy niteny an’izany, ka nahita an’i Jesosy nijoro teo, nefa tsy tonga saina izy hoe i Jesosy io.+
-
-
Jaona 21:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha vao maraina anefa ny andro, dia nijoro teo amin’ny torapasika i Jesosy, nefa tsy tonga saina ny mpianatra hoe i Jesosy io.+
-