-
Lioka 24:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Raha mbola niresaka sy nifanakalo hevitra momba an’izany izy ireo, dia nanatona i Jesosy ary niara-dalana taminy. 16 Nahita azy izy roa lahy nefa tsy nahafantatra azy.+
-
-
Jaona 20:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mbola nijoro nitomany teo ivelan’ilay fasana anefa i Maria. Sady nitomany izy no niondrika nijery tao am-pasana,
-
-
Jaona 20:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nitodika izy avy eo rehefa avy niteny an’izany, ka nahita an’i Jesosy nijoro teo, nefa tsy tonga saina izy hoe i Jesosy io.+
-