FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 24:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha mbola niresaka sy nifanakalo hevitra momba an’izany izy ireo, dia nanatona i Jesosy ary niara-dalana taminy. 16 Nahita azy izy roa lahy nefa tsy nahafantatra azy.+

  • Lioka 24:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa niara-nisakafo* izy ireo, dia noraisiny ny mofo ka nisaotra an’Andriamanitra izy. Ary notapahiny ilay izy, dia natolony azy ireo.+ 31 Tamin’izay vao tonga saina izy* roa lahy ka fantany hoe iza izy. Nanjavona teo anatrehan’izy ireo anefa izy.+

  • Jaona 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha vao maraina anefa ny andro, dia nijoro teo amin’ny torapasika i Jesosy, nefa tsy tonga saina ny mpianatra hoe i Jesosy io.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara