-
Deoteronomia 31:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo. 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho?
-