FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tsy tapitra akory anefa ny teniny, dia iny fa tonga i Jodasy, ilay anisan’ny 12 Lahy. Ary nisy vahoaka be nitondra sabatra sy kibay niaraka taminy, nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka.+

  • Marka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary lasa nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona i Jodasy Iskariota, iray tamin’izy 12 Lahy, satria te hamadika an’i Jesosy ka hanolotra azy tamin’ireo.+

  • Lioka 22:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Oroka ve no amadihanao ny Zanak’olona, ry Jodasy?”

  • Jaona 13:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nisy aza nieritreritra hoe satria i Jodasy no nitazona ny boatim-bola,+ dia nilaza taminy i Jesosy hoe: “Vidio izay ilaintsika amin’ny fety”, na hoe tokony hanao fanomezana ho an’ny mahantra izy.

  • Asan’ny Apostoly 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara