FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nitety faritra maro tany izy ka nankahery be* an’ireo mpianatra. Ary tonga tany Gresy izy, 3 dia nijanona telo volana tany. Nisy Jiosy nitetika ny hamono azy+ anefa rehefa haka sambo ho any Syria izy. Nanapa-kevitra àry izy hoe hiverina hamakivaky an’i Makedonia.

  • Asan’ny Apostoly 23:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa maraina ny andro, dia niray tetika ny Jiosy ka niozona* fa tsy hihinana na hisotro raha tsy efa matiny i Paoly.

  • 2 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanompon’i Kristy ve izy ireo? Mamaly hoatran’ny adala aho. Mpanompon’i Kristy aho ary miavaka kokoa noho izy ireo aza: Betsaka kokoa ny asa nataoko,+ natao am-ponja matetika kokoa aho,+ tsy voaisa intsony ny kapoka nahazo ahy, ary efa saika maty imbetsaka aho.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara