Matio 10:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nirahin’i Jesosy izy 12 lahy, ka nomeny toromarika+ hoe: “Aza mankany amin’ny firenen-kafa, ary aza miditra ao amin’ny tanànan’ny Samaritanina mihitsy.+ 6 Any amin’ny ondry very eo amin’ny taranak’Israely ihany mandeha.+ Lioka 24:47, 48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Ary atomboka eto Jerosalema izany.+ 48 Ianareo no ho vavolombelon’izany.+
5 Nirahin’i Jesosy izy 12 lahy, ka nomeny toromarika+ hoe: “Aza mankany amin’ny firenen-kafa, ary aza miditra ao amin’ny tanànan’ny Samaritanina mihitsy.+ 6 Any amin’ny ondry very eo amin’ny taranak’Israely ihany mandeha.+
47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Ary atomboka eto Jerosalema izany.+ 48 Ianareo no ho vavolombelon’izany.+