Matio 28:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy ilay anjely tamin’izy roa vavy: “Aza matahotra. Fantatro fa mitady an’i Jesosy, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo.+ 6 Tsy ato izy fa efa natsangana, araka ny efa nolazainy.+ Avia, jereo ilay toerana nisy ny fatiny. Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+
5 Ary hoy ilay anjely tamin’izy roa vavy: “Aza matahotra. Fantatro fa mitady an’i Jesosy, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo.+ 6 Tsy ato izy fa efa natsangana, araka ny efa nolazainy.+ Avia, jereo ilay toerana nisy ny fatiny.
24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+