3 “Jiosy aho,+ ary teraka tany Tarsosy any Kilikia,+ nefa nampianarina teto amin’ity tanàna ity, teo an-tongotr’i Gamaliela.+ Nampianarina mba hanaraka amin’ny an-tsipiriany ny Lalàn’ny razambentsika+ aho, ka nafana fo tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra hoatr’anareo rehetra ireo.+