FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy olona afaka ve aho? Tsy apostoly ve aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo?

  • 1 Korintianina 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary farany indrindra, dia mba niseho tamiko+ koa izy, toy ny hoe niseho tamin’ny zaza teraka tsy tonga volana.

  • Galatianina 1:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa ilay Andriamanitra nahatonga ahy ho teraka* no niantso ahy noho ny hatsaram-panahiny miavaka.+ Ary rehefa hitany fa mety 16 ny hampiasana ahy mba hampahafantatra ny momba an’ilay Zanany, izany hoe mba hitory ny vaovao tsara momba azy any amin’ny hafa firenena,+ dia tsy tonga dia nanontany olona* aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara