Jaona 1:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ 13 Ary nateraka izy ireo, nefa tsy nateraky ny nofo sy ra, na nateraka noho ny sitrapon’ny ray olombelona, fa naterak’Andriamanitra.+
12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ 13 Ary nateraka izy ireo, nefa tsy nateraky ny nofo sy ra, na nateraka noho ny sitrapon’ny ray olombelona, fa naterak’Andriamanitra.+