FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa niteny tamin’izy ireo i Jesosy hoe: “Ianareo milaza ny tenanareo ho marina eo anatrehan’ny olona,+ nefa fantatr’Andriamanitra ny fonareo.+ Fa izay heverin’ny olona ho ambony, dia maharikoriko eo imason’Andriamanitra.+

  • Filipianina 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 sady ho hita hoe tafaray aminy. Tsy hoe noho izaho manaraka ny Lalàna anefa no anambarana ahy hoe olo-marina, fa noho izaho mino+ an’i Kristy.+ Fa ambaran’Andriamanitra hoe marina aho, satria manam-pinoana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara