Asan’ny Apostoly 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa andao hanoratra ho azy ireo mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana*+ sy ny biby nokendaina* ary ny ra.+ Asan’ny Apostoly 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
20 fa andao hanoratra ho azy ireo mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana*+ sy ny biby nokendaina* ary ny ra.+