Matio 10:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+ Lioka 10:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa mijanòna ao amin’izany trano+ izany, ary hano sy sotroy izay omeny,+ fa mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.+ Aza mifindrafindra trano. 8 “Ary any amin’izay tanàna hidiranareo, ka mandray anareo ny olona ao, dia hano izay arosony anareo,
9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+
7 Koa mijanòna ao amin’izany trano+ izany, ary hano sy sotroy izay omeny,+ fa mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.+ Aza mifindrafindra trano. 8 “Ary any amin’izay tanàna hidiranareo, ka mandray anareo ny olona ao, dia hano izay arosony anareo,