10 dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny vahoakan’Israely manontolo fa matoa io lehilahy io salama tsara manoloana anareo eto, dia noho ny anaran’i Jesosy Kristy avy any Nazareta,+ ilay novonoinareo teo amin’ny tsato-kazo,+ nefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+