FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy izany ihany, fa mitaraina ao anatintsika ao+ koa isika na dia manana an’ilay voaloham-bokatra aza, dia ny fanahy. Miandry mafy koa isika mba hatsangan’Andriamanitra ho zanany,+ izany hoe mba hafahany amin’ny alalan’ny vidim-panavotana ny vatantsika.

  • Efesianina 1:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanantena azy koa anefa ianareo rehefa avy naheno ny tenin’ny fahamarinana, dia ny vaovao tsara momba ny famonjena anareo. Ary rehefa nino ianareo, dia nasiana tombo-kase+ tamin’ilay fanahy masina nampanantenaina, ka i Kristy no nampiasain’Andriamanitra hanao an’izany. 14 Io fanahy masina io no antoka mialoha* fa hahazo an’ilay lova isika.+ Tian’Andriamanitra hafahana amin’ny alalan’ny vidim-panavotana+ mantsy ny vahoakany,+ mba hoderaina sy homena voninahitra Izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara