Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 10:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+ Lioka 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa mijanòna ao amin’izany trano+ izany, ary hano sy sotroy izay omeny,+ fa mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.+ Aza mifindrafindra trano. Galatianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay ampianarina* ny tenin’Andriamanitra koa, dia tokony mba hifampizara ny zavatra tsara rehetra amin’ilay mampianatra* azy.+
9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+
7 Koa mijanòna ao amin’izany trano+ izany, ary hano sy sotroy izay omeny,+ fa mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.+ Aza mifindrafindra trano.
6 Izay ampianarina* ny tenin’Andriamanitra koa, dia tokony mba hifampizara ny zavatra tsara rehetra amin’ilay mampianatra* azy.+